Ny zava-misy sy nisy, nandritra ny vanim-potoana nisian'ny tarika Mahaleo, izany hoe talohan'ny taona 1972 ka hatramin'izao, no asongadin'ny mpanatontsoa ao anatin'izany horonantsary izany. Ny marimarina kokoa, dia izay voaresaka anatin'ny tononkira no nahitana sary mifanaraka aminy. Manampy izany ny fiainan-dry Dama, Dadah, Charle, Raoul, Bekoto, Nono ary Fafa andavanandro. Anisan'ny manintona ny maso sy ny sofina voalohany, izay fifanandrifian'ny sary amin'ny tononkira izay. "Toy ny tsy namboarina fa nandeha ho azy", hoy ny mpamokatra sarimihetsika iray, raha nanontanianay ny heviny.
"un exemple bouleversant d'engagement" Ciné Live ***
“...la musique s’impose, magnifiquement” Télérama
"...un inoubliable moment d'émotion." Olivier Barlet - Africultures
Prix du Public & Ile d’Argent - Fest. Int. du Film Insulaire - Groix Meilleur documentaire - Festival "Regards sur le cinéma du Sud" - Rouen Etoile SCAM 2007
Site officiel www.mahaleo.com
Acheter le DVD
Voir en VOD
|