Mpivady jamba, i Samba sy i Coumba vadiny, dia mpangataka. Indray andro, noho ny fitokonan'ny fitateram-bahoaka dia voatery nandeha an-tongotra izy ireo hamonjy an'i Dakar, namakivaky ny saha mavana tokan'ny tanà n-dehibe. Mamakivaky voninkazo, ny loko maro, ny feom-borona no amisavisan'izy roa ny tontolo manodidina, dia samy mamboraka ny vinaniny sy miady mafy amin'ny fanohanana ny heviny. Tampoka iny, teo aminn'y mazava anivon'ny ala, indro nisy fahagagana, naka ny endriky ny kiririoka majikae.
Tanit de Bronze Journées cinématographiques - Carthage
Mention Spéciale - FESPACO
Prix du Public - Festival Plein Sud - Cozes
Acheter le DVD
Voir en VOD
|