De la Sakay à la Carapa
any Olivette Taombé
52 minutes - ©2017

Ce film raconte l’histoire de déracinés très singulièrement attachés à la terre, qu’elle soit réunionnaise, malgache ou guyanaise.

Songs for Madagascar
any Cesar Paes
88 minutes - ©2016
Six des plus grands noms de la musique malgache se réunissent pour sonner l'alarme sur les menaces qui pèsent sur leur île, un voyage au cœur de la création musicale pour parler d'environnement.
Ady Gasy
any Lova Nantenaina
84 minutes - ©2015

A Madagascar, les gens défient la crise, avec inventivité et sens du recyclage, sans perdre leur identité unique et leur sens de l'humour.

L'opéra du bout du monde
any MC & C. Paes
96 minutes - ©2012

Opera tonony Genvrin, feo ny Trulès, avy any La Réunion. Mitantara ny fiavian ny mponina voalohany tany: Frantsay 2, sy Malagasy 10, ka vehivavy ny 3. Marie-Clemence sy Cesar PAES manao filma momba io Opera io.

Maraina
any
88 minutes - ©2010
« Maraina » est le premier opéra de l’océan indien, composé par Jean-Luc Trulès et écrit par Emmanuel Genvrin. Il raconte l’histoire des premiers habitants de l’île de la Réunion.
Fenêtre animée sur Madagascar
any Fabrice Maminirina & Jiva Eric Razafindralambo
30 minutes - ©2008

4 courts-métrages d'animation 100% made in Madagascar !

Raketa Mena
any Hery Rasolo
52 minutes - ©2008
Raketa Mena, dia tantarany mponina ao amineny fokontany Tranovaho, ambanivohitre Androy, toerana tsy ahitana izay antoky ny aina indrindra dia ny rano. Moa ve ity voan-draketa ity hahavotra ny aineireo mponina ireo? Ary ahoana ny fitondram-panjakana malagasy ao anatineizany rehetra izany?
Mahaleo Live @Olympia
any Cesar Paes
146 minutes - ©2008
Ivereno ny fanjopiakan'ny fampisehoana roan'ny tarika Mahaleo tao Olympia !
Batuque
any Julio Tavares
52 minutes - ©2006

En 1462, les premiers esclaves africains sont arrivés au Cap Vert, apportant avec eux les rythmes d’où est né le BATUQUE.

Mahaleo
any Paes & Rajaonarivelo
102 minutes - ©2005
Vokatry ny tanini Madagasikara. Izay no azo amehezana ilay horonantsary Mahaleo, mirakitra ny lafim-piainana rehetra nisy sy misy, ary voatantara ao anatinâny tokonkiranâny Tarika Mahaleo.
Ilay sifflet
any As Thiam
22 minutes - ©2004

Horonantsary fohy an'i As Thiam, miaraka amin'i James Campbell sy i Mame Ndoumbe Diop Mozika Wasis Diop.

Saudade do Futuro
any MC & C. Paes
90 minutes - ©2001

Horonantsarin'i Marie-Clémence & Cesar Paes ho fampahafantarana an'i Sao Paulo sy ireo poetan'ny lalany, mpifindra monina Nordeste brezilianina, izay tsy mena-maso eo anatrehan'ny mpanao rapp tandrefana

Lasopy Awara
any MC & C. Paes
70 minutes - ©1996

Miainga amin'ny fandrahoan-tsakafo, ity sarimihetsika ity dia mitantara ny endriky ny fiarahamonina safiotra any Guyane Frantsay.

Aux guerriers du silence
any MC & C. Paes
54 minutes - ©1992

Nalaina sary tany Laponia sy Brezily, ny fiarovana ny tontolo iainana, araka ny fijerin'ny mponina indizeny azy.

Angano...angano...
any MC & C. Paes
63 minutes - ©1988

Un voyage à travers les contes et les légendes pour découvrir Madagascar.

vaovao
Arahaba tratry ny taona
jereo >>

jeudi 23 février : avant-première exceptionnelle SONGS FOR MADAGASCAR à La Réunion
jereo >>

Mercredi 29 mars 2017 : 70 ans après l'insurrection de 47, Mémoires de Madagascar vous invite à une
jereo >>

newsletter
misorata anarana raha te handray ny gazetinay amin'ny mailaka:

ilaina
Imprimeo ny Bon de Commande, alefaso miaraka amin ny ravin-tseky (cheque) amin’ny paositra.
jereo >>

Raha te hanoratra na hiantso, na te handalo. Ny toerana misy anay ?
jereo >>

Filma vitan\' Laterit Productions
jereo >>

© Laterit productions