Taorian'ny fivoahan'ny sarimihetsika Mahaleo tamin'ny 2005 dia nankalaza ny faha-35 taonany tao amin'ny Olympia ny tarika mamim-bahoaka indrindra any Madagasikara. Seho parizianina roa ny 2 sy 3 jona 2007 noraisin'ny ekipan'ny sarimihetsika an-tsary. Fanatontosana norangotin'i Cesar Paes. Sary amin'ny HD. Ny fandraisam-peo amin'ny digital surround hitondra anao any Olympia. Fandrindram-peo mafonja avy amin'i Manu Guiot. Ny hira rehetra dia misy dika an-tsoratra amin'ny teny malagasy, ahafahanao mihira toy ny karaokÃ(c). Hira voadika koa amin'ny teny frantsay sy anglisy. DVD azo jerena n'aiza n'aiza eran-tany hatrany Etazonia satria mifandraika PAL sy NTSC, mety koa amin'ny faritry ny DVD rehetra.
« Légendes du blues malgache » (Pariscope)
«Gloires nationales à Madagascar » (Télérama)
« Des musiciens qui allient talent, simplicité et conscience politique » (L’intelligent)
« Des ballades entraînantes, poignantes . » (Le Figaro Etudiant)
« Aux antipodes des canons aseptisés de la musique world » (L’Humanité)
“Des chansons poétiques et drôles, inventant une folk musique spécifiquement malgache ” (Gri-Gri International)
“Entraînantes et lyriques, des ballades au son qui évoque à la fois le calypso et les Beatles” (Chicago Tribune).
Acheter le DVD